Trano vita vato sy hazo tamin'ny taona 1700, nohavaozina, no mandray anareo vahini: l'agrotourisme "Les Ecureuils". 1500 metatra ny ahavon'ny toerana. Misy lavarangana vita Nanahary izay manome fahafahampo tanteraka amin'ny fahitana ny toerana manodidina "Valli del Parco del Gran Paradiso".

Dimy efitranombahiny, sy sakafo karakaraina amin'ny voly sy ompy eto an-toerana, no manome anareo fahafahampo mandrita ny fialan-tsasatra. Dia mahazoa fahafinaretana tompoko ô!.